# Fa naninona no resy i Agrita? Resy izy ireo satria nitalaho tamin'Andriamanitra ireo Israelita ary nametraka ny fitokisany taminy, ary namaly azy ireo # Hafiriana no niainan'ireo Israelita amin'ny tany izay alain'izy ireo amin'ireo Agrita? Nonina tao mandra-pahatongan'ny fanababoana.