# Fa maninona no nomena an'i Josefa rahalahiny ny fizokiana fa tsy tamin'i Robena lahimatoa? Nomena an'i Josefa rahalahiny ny fizokiana, zanaka lahin'Israely, satria nandoto ny fandrian'ny dadany i Robena. # Iza tamin'ireo zanakalahin'Israely no niavian'ny mpitarika? Avy amin'ny zanaka lahin'Israely no nihavian'ny mpitarika, Joda.