# Inona no nataon'i Jabeza raha nivavaka tamin'Andriamanitry ny Israely izy? Nivavaka ny mba ho tahian'Andriamanitra izy, hanitatra ny faritaniny, homba azy amin'ny tanana mba ho afaka ny fanaintainany.