# Iza no hovonjen'i Yaveh avy amin'ireo izay mampijaly ny Israely? Hamonjy ireo mandringa ary hanangona ireo noroahina i Yaveh. # Nahoana ireo firenena rehetra no manaja sy midera an'i Israely? Mananja sy midera ny Israely ireo firenena rehetra rehefa hitan'ireo fa namerina azy ireo amin'ny laoniny i Yaveh.