# Inona no fanapahan-kevitra noraisin'i Yaveh momba ireo firenena? Nanapa-kevitra ny hanambatra ireo firenena sy handraka ny fahatezerany sy ny fahavinirany amin'izy ireo i Yaveh.