# Iza no anaran'ilay sampy izay nolazain'Andriamanitra fa hoaringany tsy amin'nity tany ity ny sisany? Haringany tsy ho amin'ny ity tany ity ny sisan'i Bala. # Iza no tompoin'ireo izay eny an-tampon-trano? Ireo izay eny an-tampon-trano dia manompo ireo tena eny amin'ny lanitra.