# Iza ilay mpiandry ondry? Ilay mpiandry ondry dia "ilay lehilahy izay mitsangana eto akaikiko." # Inona no hanjo ny ondry rehefa novonoina ny mpiandry ondry? Rehefa novonoina ilay mpiandry ondry dia hiparitaka ny ondry.