# Nahoana no tokony apetraka eo a-tempolin'Yaveh ilay satro-boninahitra? Napetraka eo amin'ny tempolin'i Yaveh ny satro-boninahitra mba ho an'i Helema, Tobia, sy Jedaia ary ho fahatsiarovana ny hatsaram-panahin'ny zanaka lahin'i Zefania. # Inona marina no tokony ho atao amin'ireo hetsika faminaniana? Hoy i Yaveh hoe hipoitra izan hetsika izany "raha tena mihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo!"