# Inona no notenenin'ilay anjely fa ao amin'ny haron'ilay vehivavy? Nambaran'ilay anjely fa "Faharatsiana ity!" no tao amin'ny haron'ilay vehivavy. # Inona no nataon'ireo vehivavy roa, izay nanana elatra tahaka ny elatr'ireo vano, natao tamin'ny harona? Nampisandratra ny harona teo anelanelan'ny tany sy ny lanitra ireo vehivavy roa.