# Avy amin'ny alalan'ny inona no hamonjen'Andriamanira antsika? Namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fanadiovan'ny fahateraham-baovao sy ny fanavaozana tamin'ny Fanahy Masina. # Voavonjy va isika noho ny asa tsara izay nataontsika, na noho ny hatsaram-panahin'Andriamanitra? Voavonjy isika noho ny hatsarm-panahin'Andriamanitra.