# Nahoana no nanolotra ny tenany ho antsika i Jesosy? Nanolotra ny tenany ho antsika izy mba hanavotra antsika hiala amin'ny tsy fanarahan-dalàna, ary hanadio ny olona iray mazoto hanao asa tsara.