# Inona ireo toetran'ny vehivavy antitra ao amin'ny fiangonana ka tokony atao miharihary? Tokony habaribarin'izy ireo ny fitondran-tena, tsy mifosa, tokony mahono-tena, sy mampianatra izay tsara izy ireo. # Inona no tokony hampianarin'ireo vavy antitra amin'ny ireo vavy tanora? Tokony hampianatra fitiavana sy ny fankatoavana an'ireo vadiny izy ireo, mba hitia ny zanaka, hahonon-tena, hadio, hikarakara tokantrano tsara.