# Inona hataon'ireo mpampianatra sandoka amin'ny fampiasana ireo teniny? Mandiso fanantenana ny olona izy ireo ary mandrava ny fianakaviana. # Inona no mandrisika ireo mpampianatra sandoka? Ampirisihan'ny harena maloto izy ireo.