# Inona no efa nataon'ny malalan'i Solomona? Efa nanala ny akanjolavany izy ary nanasa ny tongony. # Nampidirin'i Solomona taiza ny tanany? Nampiditra ny tanany teo amin'ny fisokafan'ny hidim-baravarana izy.