# Inona no tian'ny malalany hataony aminy? Tiany hitsangana sy handeha hiaraka aminy izy. # Inona no nolazainy fa lasa ary inona no nitsahatra sy lasa? Nolazainy fa lasa ny ririnina ary efa nitsahatra ny sy efa lasa ny orana.