# Nahoana Rota no nandao ny famoloana tany am-boalohany talohan'ny nahafantaran'ny olona azy? Satria Boaza efa niteny fa tsy tokony ho fantatra izay nahatongavany tao am-pamoloana. # Inona no fanomezana nomen'i Boaza an'i Rota talohan'ny nandaozany ny famoloana? Izy dia nanome vary hordea inenin'ny famarana azy.