# Oviana Rota no nijanona niaraka tamin'i Naomy, ary inona no fapanantenana nataony tamin'i Naomy? Hoy izy: "Izay halehanao, dia alehako; ary izay hitoeranao, dia hitoerako; ny vahoakanao dia vahoakako, ary ny Andriamanitrao dia ho Andriamanitro: izay hafatesanao, dia hafatesako."