# Nahoana no tsy tokony mamaly ratsy ny tenany ireo mpino? Tsy tokony mamaly ratsy ny tenany ireo mpino satria an'ny Tompo ny vali-faty. # Ahoana no tokony handresen'ny mpino ny ratsy? Tokony resen'ireo mpino amin'ny tsara ny ratsy.