# Toy ny zanak'Andriamanitra, inona no tombon-tsoa hafa noraisin'ireo mpino tao amin'ny fianakavian'Andriamanitra? Toy ny zanak'Andriamanitra, dia mpandova an'Andriamanitra sy mpiray lova ao amin'i Kristy ireo mpino.