# Inona no natao tamintsika mba tsy ho andevozin'ny ota intsony isika? Ny tenantsika taloha dia nofantsihana niaraka tamin'i Kristy mba tsy ho andevozin'ny ota intsony isika.