# Inona no tokony natoan'ireo mpino rehefa nitsangana tamin'ny fahafatesana i Kristy? Tokony handeha amin'ny fiainam-baovao ireo mpino. # Inona no fomba roa hikambanan'ireo mpino tamin'i Kristy tamin'ny alalan'ny Batisa? Nikambana tamin'i Kristy ireo mpino tamin'ny fahafatesany sy ny fitsanganany.