# Inona no niseho nohon'ny fahotan'ny olona? Noho ny fahotan'ny olona, dia nidiran'ny ota izao tontolo izao, nidiran'ny fahafatesana tamin'ny ota, ny fahafatesana dia niely tamin'ny olona rehetra.