# Ahoana fomba hanaporofon'Andriamanitra ny fitiavany ho antsika? Andriamanitra maneho ny fitiavany ho antsika, satria raha mbola mpanota isika, dia maty ho antsika Kristy. # Rehefa nohamarinina tamin'ny ràn'i Kristy isika, avy amin'ny inona no namonjena ireo mpino? Rehefa nohamarinina tamin'ny ràn'i Kristy isika, dia novonjena tamin'ny fahatezeran'Andriamanitra ireo mpino.