# Inona no antony nanomezana ny fampanantenana tamin'ny alalan'ny finoana? Nomena tamin'ny alala'ny finoana ny fampanantenana mba ho amin'ny fahasoavana, ary ho azo antoka. # Inona ireo zavatra roa nolazain'i Paoly fa ataon'Andriamanitra? Nilaza Paoly fa manome ny fiainana an'ireo maty Andriamanitra ary miantso ireo zavatra tsy mbola misy mba hisy.