# Ahoana ny fomba nanamarinana olona iray eo anatrehan'Andriamanitra? Hamarinina maimaimpoana eo anatrehan'Andriamanitra ny olona iray amin'ny alalan'ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy.