# Inona no isaoran'i Paoly an'Andriamanitra mikasika ireo mpino any Roma? Misaotra an'Andriamanitra i Paoly satria nambara manerana izao tontolo izao ny finoan'izy ireo.