# Inona no voasoratra eo amin'ny fototr'i Jerosalema vaovao? Ny anaran'ireo apostoly roa ambinifolon'ny Zanak'ondry no voasoratra eo amin'ny fototr'i Jerosalema vaovao.