# Inona no voasoratra eo amin'ny vavahadin'i Jerosalema vaovao? Ny anaran'ireo foko roa ambinifolon'ireo zanak'Israely no voasoratra eo amin'ny vavahadin'i Jerosalema vaovao.