# Inona no niseho rehefa voadidina ny tobin'ireo olomasina? Rehefa voadidina ny tobin'ireo olomasina, ny afo dia hidina avy any an-danitra ary handripaka an'i Goga sy Magoga. # Inona no natao tamin'ilay devoly tamin'io fotoana io? Ny devoly dia natsipy tany anaty farihin'afo mba ho ampijalian'ny afo mandrakizay.