# Inona no nasain'ilay feo avy any an-danitra ho ataon'ireo olon'Andriamanitra? Niteny ireo olon'Andriamanitra Ilay feo mba hiala ao Babylona mba tsy hizarany ireo fahotany. # Toy ny ahoana ny haben'ny tamby nataon'Andriamanitra tamin'i Babylona tamin'izay vitany? Andriamanitra namaly avo roa heny izay nataony.