# Ahoana no ho fihetsiky ny olona ambonin'ny tany rehefa ho vonoina ireo vavolombelona roa ireo? Ny olona ambonin'ny tany dia hifaly sy hankalaza rehefa maty ireo vavolombelona roa ireo. # Inona no hiseho amin'ireo vavolombelona roa aorian'ny andro telo sy tapany? Aorian'ny andro telo sy tapany, dia hitsangana amin'ny tongony izy ireo ary hiakatra any an-danitra ireo vavolombelona roa ireo.