# Tahaka ny ahoana ny endrika sy ny tongotr'ilay anjely mahery izay hitan'i Jaona? Ilay anjely dia nanana endrika tahaka ny masoandro ary ny tongony dia tahaka ny andry afo. # Taiza ilay anjely no nitsangana? Ilay anjely dia nitsangana teo amin'ny ranomasina tamin'ny tongony havanana ary teo amin'ny tany tamin'ny tongony havia.