# Inona no nampisy fahanginana tany an-danitra? Ny fanokafan'ny Zanak'ondry ny tombon-kase fahafito no nampisy ny fahanginana tany an-danitra. # Inona no nomena an'ireo anjely fito izay nitsangana nanoloana an'Andriamanitra? Trompetra fito no nomena ireo anjely izay nitsangana nanoloana an'Andriamanitra.