# Inona no hitan'i Jaona nisokatra? Nahita varavarana misokatra teny amin'ny lanitra i Jaona. # Inona no nolazain'ilay feo hoe ho asehony an'i Jaona? Ilay feo nilaza fa hampiseho amin'i Jaona izay tsy maintsy hiseho aorian'ireo zavatra ireo izy. # Inona no nipetrahan'ilay olona iray teny amin'ny lanitra? Ilay olona iray dia nipetraka tamin'ny seza fiandrianana teny amin'ny lanitra.