# Ho an'ny anjely iza no nanoratana ny ampahany manaraka amin'ilay boky? Ny ampahany manaraka amin'ilay boky dia nosoratana ho an'ny anjelin'ny fiangonana ao Efesosy. # Inona no nataon'ny fiangonana ao Efesosy manoloana ireo izay ratsy sy manoloana ireo mpaminany sandoka? Ny fiangonana ao Efesosy dia tsy niaritra ireo izay ratsy ary nitsapa ireo mpaminany sandoka.