# Inona no nataon'i Jaona rehefa nahita ilay lehilahy izy? Nianjera tahaka ny olona maty teo amin'ny tongotr'ilay lehilahy izy. # Inona no fanalahidy nolazain'ilay lehilahy fa hananany? Nilaza izy fa manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny Fiainan-tsy hita.