# Inona no lazain'ny mpanoratra momba an'i Yaveh? Ny mpanoratra miteny fa Yaveh no Avo Indrindra ambonin'ny tany rehetra ary asandratra avo ambonin'andriamanitra rehetra. # Inona no ataon'i Yaveh ho an'ireo masiny? Yaveh miaro ny ain'ireo masiny ary manaisotr azy ireo amin'ny tanan'ny ratsy fanahy.