# Inona no manambara ny fahitsiana sy voninahitr'i Yaveh? Ny habakabaka manambara ny fahitsian'i Yaveh ary ireo firenen-drehetra mahita ny voninahiny. # Iza no ho menatra noho Yaveh? Izay rehetra manompo sarin-javatra voasokitra sy mirehareha amin'ny sampy tsy misy dikany. # Nahoana Ziona no nandre ary ny ireo tanĂ nan'i Joda nifaly? Naheno Ziona ka dia faly ary ireo tanĂ nan'i Joda nifaly noho ny didy marin'i Yaveh.