# Inona no nolazain'i Yaveh tamin'ny fahitana tamin'ireo mahatokiny? Nilaza Izy fa nametraka satro-boninahitra teo amin'ilay mahery ary nanangana voafidy iray avy amin'ny vahoaka. # Inona no nolazain'i Yaveh fa hataony ho an'i davida mpanompo voafidiny? Nilaza Izy fa efa nanosotra azy, dia hanohana azy, ary hampatanjaka azy.