# Rahviana no tonga eo anatrehan'i Yaveh ny vavaky ny mpanoratra? Tonga eo anatrehan'i Yaveh amin'ny maraina ny fivavany. # Inona no nataon'i Yaveh tamin'ny mpanoratra? Nolavin'i Yaveh ny mpanoratra ary nafeniny azy ny tavany.