# Aiza no natsangana ny tanàn'ny Tompo? Eny an-tendrombohitra masina no mitsangana izany. # Hatraiza ny fitiavan'i Yaveh an'i Ziona? Tiany mihoatra lavotra an'ireo lain'i Joda izany. # zavatra inon no voalaza amin'ny tanàn'Andriamanitra? zavatra be voninahitra no voalaza amin'ny tanàn'Andriamanitra.