# Ahoana no hamaritan'i Davida ny Tompo? mpamindrafo ny Tompo ary miantra, mahari-po,sady be famindrampo sy fahamarinana. # Inona no angatahan'i Davida hataon'ny Tompo aminy? Mba hitodihan'ny Tompo any aminy, hananany famindrampo aminy, hanome hery sy hanavotra azy. # Inona no hitranga rehefa mampiseho famantarana fankasitrahana amin'i Davida i Yaveh? Ireo izay mankahala an'i Davida dia hahita ny sitrak'Andriamanitra ary dia ho menatra izy ireo. # Inona no lazain'i Davida fa nataon'i Yaveh taminy? Yaveh namonjy an'i Davida sy nankahery azy.