# Inona no angatahan'i Davida rehefa mitaraina amin'ny Tompo izy? Mangataka ny Tompo mba hamindrafo aminy i Davida. # Rehefa manandratra ny fanahiny amin'ny Tompo i Davida, dia inona no angatahiny amin'ny Tompo? Mangataka amin'ny Tompo i Davida mba hampifaly ny mpanompony.