# Inona no lazain'ny mpanoratra fa hitranga rehefa mihaino izay lazain'i Yaveh Andriamanitra izy? Andriamanitra hihavana amin'ny olony, dia ireo mpanaradia mahatokiny. # Inona no tsy maintsy ataon'ny olona mba hihavana amin'nAndriamanitra? Aoka izy ireo tsy hiverina amin'ny lalan'ny fahadalàna indray. # Inona no hijanona ety an-tany rehefa akaiky an'ireo izay matahotra Azy ny famonjen'Andriamanitra? Voninahitra no hijanona eo amin'ny tany.