# Inona no nirian'i Yaveh fatratra hataon'ny vahoakany? Yaveh maniry ny vahoakany mba hihaino Azy sy handeha amin'ny lalany. # Inona no nataon'i Yaveh raha nihaino Azy sy nandeha tamin'ny lalany ny vahoakany? Dia naringany faingana ny fahavalon'izy ireo ary namadika ny tanany ho amin'ny mpampahory azy ireo.