# Inona no hitranga satria nirodana ireo mandan'ilay voaloboka? Hanongotra ny voany izay rehetra mandalo. # Inona no hataon'ny lambo sy ny bibin'ny saha amin'ny voaloboka? Ny lambo manimba izany, ary ny bibin'ny saha mihinana amin'izany.