# Inona no naha zava-dehibe ny nampianaran'ireo razan'i Asafa ny didin'i Yaveh amin'ireo zanany? Zava-dehibe ho azy ireo ny mampianatra ny didin'i Yaveh amin'ireo zanany mba tsy ho tahaka ireo razan'izy ireo izay taranaka mafiloha sy mpikomy izy ireo.