# Ahoana no fihetsiky ny voahary amin'Andriamanitra? Raiki-tahotra sy tora-kovitra ny tany. Nandraraka ranon'orana ny rahona ary nikotroka ny lanitra.