# Noho ny inona no isaoran'ny vahoaka? Misaotra izy ireo satria Andriamanitra manambara by fanatrehany. # Inona no hataon'Andriamanitra amin'ny fotoana voatendry? Hitsara ara-drariny Izy, ary hanamafy ny andrin'ny tany.