# Tsara ho an'iza Andriamanitra? Andriamanitra dia tsara ho an'Israely, ho an'ireo madio fo. # Nahoana no saika nisolifatra ny tongotr'i Asafa? Saika nibolisatra ny tongony satria nitsiriritra ny mpirehareha izy raha nahita ny fahombiazan'ny ratsy fanahy.